4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miverena aty antsihanaka aty - NOVA DAKOTO

Efa ela loatra izay

No nandehananao

nandao ity toerana izay niarahana



Indrisy anefa

tsy nisy azoko natao

fa dia ny mirary ny hiverenanao



Izay rehetra mahita ahy

dia mandatsa avokoa

Tsy kivy anefa aho fa manana anao



Mba miverena aty Antsihanaka aty e

Raha henonao izao antsoko izao

Mbamiverena aty Antsihanaka aty e

Havanao ity nilaozanao ity



Na lavitra aza ianao

aza adino ny efa vita

aza adino hoy aho

na dia iray minitra



Ny taratasy ihany anie

No ataovy sesilany

F’izaho aty manina ka mitomany



Iny soratanako iny anie

ataovy ao am-tratranao

fa iny no solotenako hamangy anao

Partager miverena aty antsihanaka aty

Commenter miverena aty antsihanaka aty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NOVA DAKOTO